Entry | 1 mirindra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity 4 [1.13] mifanaraka tsara |
Explanations in French |
5 [1.13] harmonieux |
Root | 6 rindra |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mirindra |
Anagrams | 9 arindrim, irindram, mandriry, mirindra, rindraim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |