Entry | 1 miriotra |
Root | 2 riotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy 5 Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word miriotra |
Anagrams | 11 mioritra, miriotra |
Updated on 2023/01/20 |