Entry | miritsoka (ritsoka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mibitsika, milaza zavatra mangingina [1.1] | ||||||||
Examples | Ity rivodrovotra an-tanin' olona mitsoka maraina dia mitambolona Hariva ny andro vao mba miritsoka [Ny Havana] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | miritsoka, misokitra, mitsorika, tsimorika |
Updated on 2023/01/20 |