|
|
|
|

Entry1  miroa
Root  2  roa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word miroa

Anagrams  17  amiro, amori, amory, aorim, ioram, maroi, maroy, miaro, miora, miroa

Updated on 2023/06/17