Entry | 1 miroatra |
Root | 2 roatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena 5 Mihoa-pefy, mihoatra ny fefiloha [1.1] |
Explanations in English |
6 to rush upon from ambush [1.7] |
Explanations in French |
7 déborder, paraître tous à la fois [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miroatra |
Anagrams | 13 itroaram, mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara |
Updated on 2023/01/20 |