Entry | 1 mirona |
Root | 2 rona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako Efa ho rava: Mirona ny fanjakana Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy |
Explanations in French |
5 [1.3#546] Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil) lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mirona |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/28 |