|
|
|
|

Entry1  mirongatra
Root  2  rongatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miseho indray miaraka (enti-milaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely
5  Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halina [1.1]
Explanations in English  6  to rush out in a mass or a crowd [1.7]
Explanations in French  7  se montrer ou sortir tous à la fois [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Analogs  11  mandrongatra
Proverbs  12  Proverbs containing the word mirongatra

Updated on 2023/01/20