Entry (1/3) | 1 mirongo |
Root | 2 rongo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Misy vakana ny sisiny (lamba) [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mirongo |
Root | 10 rongo |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 Mitondra eny amin' ny tena: Mirongo fiadiana izy rehefa mivoaka [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 17 mirongo |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 mirandrana, manao volo [Tanala]
[1.78] |
Vocabulary |
20 Hairstyles |
Anagrams | 21 mirongo, mongory, morongy |
Updated on 2020/07/31 |