Entry | 1 miroraka |
Root | 2 roraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miketraka, migedragedra, mitambotsotra: Miroraka ny tady. / Miroraka ny kibon' irỳ olona matavy be irỳ [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 8 mirotaka |
Anagrams | 9 akirarom, kiraroam, miroraka |
Updated on 2023/01/05 |