|
|
|
|

Entry (1/2)1  mirosarosa
Root  2  rosarosa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Entry (2/2)8  mirôsarôsa
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary) [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  11  mirosarosa, mirôsarôsa

Updated on 2023/01/05