Entry | mirotoroto (rotoroto) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Dodona, maika rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mirotoroto, mitorotoro |
Updated on 2023/01/05 |