Entry (1/2) | 1 misahana |
Root | 2 sahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho [1.1] |
Explanations in French |
5 Faire face à plusieurs travaux à la fois [1.3#557] |
Examples |
6 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#] 7 Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 misahaña |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 manohatra, manandrana [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 16 mahasina, masahina, misahana, misahaña, samahina, simahana, mahasina, masahina, misahana, misahaña, samahina, simahana |
Updated on 2024/02/08 |