Entry | 1 misakelika |
Root | 2 sakelika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? |
Explanations in English |
5 [1.2] to carry under the arm. 6 [1.7] to carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm |
Explanations in French |
7 [1.8] porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras |
Examples |
8 Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misakelika |
Updated on 2024/12/11 |