Entry | misalehotra (salehotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy! [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |