Entry (1/2) | 1 misamaka |
Root | 2 samaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina 5 Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 misamaka |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 miteraka [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 13 mamisaka, mimasaka, misamaka |
Updated on 2023/01/20 |