Entry | 1 misamontitra |
Root | 2 samontitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 tezitra mafy [Bezanozano]
[1.78] 5 tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose [1.1] |
Explanations in French |
6 s'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 misamontotra |
Analogs | 12 mifoaka, mitroatra, mifoaba |
Updated on 2023/01/20 |