|
|
|
|

Entry1  misangy
Root  2  sangy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra
Explanations in English  5  [1.7] to fool around; to tease
Explanations in French  6  [1.8] badiner; taquiner
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  misangisangy
Proverbs  12  Proverbs containing the word misangy

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21