Entry | 1 misarangotra |
Root | 2 sarangotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny |
Explanations in English |
5 [1.2] to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word misarangotra |
Anagrams | 11 misarangotra, misarongatra |
Updated on 2023/01/05 |