|
|
|
|

Entry1  misarebaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao?
Root  4  sarebaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11