Entry | 1 misasasasa |
Root | 2 sasasasa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany |
Explanations in French |
5 [1.3] produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. |
Explanations in Italian |
6 [1.18] stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono) tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere) |
Examples |
7 ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356] 8 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499] |
Vocabulary |
9 Sound |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |