Entry |
misavika
(savika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885) Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona [1.1]
|
Explanations in French | Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre S’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un,
pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement [1.3]
|
| S'accrocher, s'entortiller activement [1.196]
|
Examples |
1 | Misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres)
[1.3]
|
2 | Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche)
[1.3]
|
|
Morphology |
Present : |
misavika |
Past : |
nisavika |
Future : |
hisavika |
Imperative : |
misaviha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|