Entry | 1 misefosefo |
Root | 2 sefosefo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon' ny miakatra be ny hafanany 5 Sempotsempotry ny hatezerana: Nisefosefo erý Rakoto avy any' ndeha hamely tehamaina ahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to breathe with difficulty; to pant, to sob [1.7] |
Explanations in French |
7 respirer difficilement, haleter; sangloter [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 11 sanehaka, miehakehaka, miemponempona |
Updated on 2023/01/20 |