|
|
|
|

Entry1  miselatra
Root  2  selatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny izy
5  Manjopiaka, mamirapiratra: Niselatra tamin' ny rano ny taratry ny fiaramanidina nandalo teo amboniny [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  itselaram, miselatra

Updated on 2023/01/20