Entry | 1 misendaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy |
Root | 4 sendaka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |