Entry (1/2) | 1 misesika |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao 5 Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony 6 Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy 7 Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1] |
Explanations in English |
8 to enter by force [1.7] |
Explanations in French |
9 entrer par la force [1.8] |
Examples |
10 Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 misesika |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 manerana [Sihanaka]
[1.78] |
Updated on 2023/01/20 |