Entry | 1 misesy |
Root | 2 sesy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany 5 Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho 6 Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 11 an-kisesy, tsy miato, tsy an-kiato, tsy an-kijanona, sesilany, sesirivotra, sesimontotra, dodoria, tohokafo |
Updated on 2023/01/20 |