|
|
|
|

Entry1  misisika
Root  2  sisika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita
Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany
Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word misisika

Updated on 2024/12/11