|
|
|
|

Entry1  misoitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo
Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha
(omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany
Root  4  soitra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word misoitra

Anagrams  10  isoritam, misiotra, misoatry, misoitra

Updated on 2025/01/21