|
|
|
|

Entry1  misokatra (sokatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mivoha [Taisaka] [1.78]4  Afa-tsarona: Misokatra ny vata 5  Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky 6  Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity 7  Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo 8  Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery 9  Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Anagrams  16  kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka

Updated on 2023/01/20