Entry | 1 misoko |
Root | 2 soko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mandeha mora mba hisambotra [Taisaka]
[1.78] 5 Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo 6 Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita 7 Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1] |
Explanations in French |
8 Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette) [1.3#620] |
Examples |
9 ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity. [2.588#] 10 misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 misoko, sokoim |
Updated on 2023/05/14 |