|
|
|
|

Entry1  misolelaka
Root  2  solelaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
Marivo aty: Vilany misolelaka
Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io
Examples  5  misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbs  6  Proverbs containing the word misolelaka

Updated on 2024/12/11