Entry | 1 misolo |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy Manova: Mbola misolo akanjo izy Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika |
Explanations in English |
5 [1.7] to be a substitute for |
Explanations in French |
6 [1.3#623] être remplacé, compensé |
Examples |
7 Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472] 8 Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word misolo |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |