|
|
|
|

Entry1  misondrotra
Root  2  sondrotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao
5  [1.13] miakatra, mitombo
Explanations in French  6  [1.13] s'élever; augmenter
7  [1.196] former ses épis pour les céréales
Examples  8  Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy. [2.587#]
9  Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/11