Entry | 1 mitadidy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
mitantara, mahatsiaro 4 [1.1] Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako |
Explanations in English |
5 [1.2] to remember, to recollect, to keep in the memory. 6 [1.7] to remember, to recollect |
Explanations in French |
7 [1.8] se souvenir, se rappeler |
Root | 8 tadidy |
Morphology |
|
Anagrams | 13 didy maty, mitadidy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |