Entry | 1 mitafoaka |
Root | 2 tafoaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |