Entry (1/2) | 1 mitahy |
Root | 2 tahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manampy [Taisaka]
[1.78] 5 manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) [Tanala] [1.78] 6 Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mitahy |
Root | 13 tahy |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in English |
15 to bless [1.7] |
Explanations in French |
16 bénir [1.8] |
Compound words |
|
Anagrams | 19 hitamy, mahity, mitahy |
Updated on 2022/09/05 |