Entry | 1 mitaitaika |
Root | 2 taitaika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |