Entry |
mitakemotra
(takemotra (hemotra))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano [1.1]
|
Explanations in English | To shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra
[1.2]
|
| To shrink back in fear or shame [1.7]
|
Explanations in French | Reculer par honte, par crainte [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mitakemotra |
Past : |
nitakemotra |
Future : |
hitakemotra |
Imperative : |
mitakemora |
|
|