|
|
|
|

Entry1  mitambaby
Root  2  tambaby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity
5  Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty
6  Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [1.1]
Explanations in English  7  to lean on a block of wood, to lie on a wall. [1.2]
Examples  8  Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2023/01/20