Entry | 1 mitambesatra |
Root | 2 tambesatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 to weigh upon; to be heavily burdened [1.7] |
Explanations in French |
6 Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi) [1.3#658] 7 peser dessus [1.8] |
Examples |
8 Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany. [2.470] 9 Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |