Entry | mitambezo (tambezo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |