Entry | 1 mitambotsotra |
Root | 2 tambotsotra |
Part of speech | 3 active verb |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Midina ambany: Mitambotsotra ny pataloanao fa akaro 6 Mikorisa midina: Asondrotra foana io zaza io rehefa matory fa mitambotsotra lava izao 7 Mitaredretra: Nitambotsotra tany an-dalana ny anao ka tsy nahatratra sakafo 8 Mihena, mihaosa: Efa mitambotsotra ny sain' io antidahy io 9 Tsy mahajoro ka mianjera: Raha vao nahare ny nahafatesan-drainy izy dia torana ka nitambotsotra 10 Mitakemotra tsy sahy manohy fa miverina ilalana: Nitambotsotra Rakoto ka niala tsy hofidina indray ~ Telo no nitambotsotra tamin' ireo mpifaninana hazakazaka amin' ny tongomalady [1.1] |
Explanations in English |
11 to sink, to slip down, to decrease [1.7] |
Explanations in French |
12 s'affaiser, dégringoler [1.3] 13 glisser, diminuer de force, d'intelligence, reculer dans les honneurs [1.3] 14 diminuer; s'abaisser [1.8] |
Examples |
15 Asondroty ny zaza kely izay ao am-babenao, fa mitambotsotra (Faites remonter plus haut l'enfant que vous portez sur le dos, parce qu’il glisse) [1.3] 16 mitambotsotra mandrakariva ao am-pandriana io zaza kely io (Ce petit enfant glisse toujours vers les pieds du lit en dormant, glisse toujours en bas de l'oreiller en dormant) [1.3] 17 mitambotsotra co ambonin’ ny entana ny lapoaly (La poêle glisse et se détache du paquet) [1.3] 18 Torana izy ka nitambotsotra (Il s évanouit et s'affaissa sur lui-même) [1.3] 19 Nitambotsotra ny am-piantany (La muraille a dégringolé) [1.3] 20 mitambotsotra ny sain’ io lahiantitra io (L’intelligence de ce vieillard diminue, baisse) [1.3] 21 Nitambotsotra tamin’ ny voninahiny izy (Il a reculé dans les honneurs) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |