|
|
|
|

Entry1  mitampify
Root  2  tampify
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro
5  Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany
6  Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [1.1]
Explanations in English  7  to press against a wall, etc. [1.2]
8  to press close [1.7]
Explanations in French  9  se blottir contre [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  itampifim, mitampify

Updated on 2023/01/20