Entry | 1 mitampisaka |
Root | 2 tampisaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango 5 Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify). [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mampitsaika, mitampisaka |
Updated on 2022/09/14 |