|
|
|
|

Entry1  mitango
Root  2  tango
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena
5  [1.78] [Bezanozano] mioty, mitsongo
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mitango

Anagrams  13  mangoti, mangôty, mitango

Updated on 2023/09/25