|
|
|
|

Entry1  mitangolika (tangolika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin' ny vatan-kazo ny vahy 4  Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa voan' ny mandalo aho [1.1]5  mitambolona [1.13]
Explanations in French  6  se recroqueviller, se courber [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  mitangolika, mitongalika

Updated on 2023/01/20