|
|
|
|

Entry1  mitanjozotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra
Explanations in French  4  [1.3#675] se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption)
Examples  5  [2.69#251] Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe
6  [2.324#] Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka.
Root  7  tanjozotra

Updated on 2024/12/11