Entry | 1 mitaona |
Root | 2 taona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io 5 Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [1.1] 6 mitatitra zavatra [1.13] |
Explanations in French |
7 Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter [1.3#681] 8 transporter [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitaona |
Anagrams | 15 anitoam, itamoan, itaoman, manaito, mañatoy, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, tamonay, taomina |
Updated on 2022/12/19 |