Entry (1/2) | 1 mitapy |
Root | 2 tapy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 mitapy |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Bara]
mihahy |
Morphology |
|
Anagrams | 16 mitapy, mpitia, pitiam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |