|
|
|
|

Entry1  mitarika
Root  2  tarika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandrirotra, misarika: Mitari-bato ~ Soavaly mainty sy fotsy no nitarika ny kalesy
Misintona, manintona: Nody nandositra izy mba hitarika ny fahavalo any amin' ny toerana misa velapandrika
Mitondra: Ianao no aoka hitarika ireto vahiny ireto any amin' ny tranom-bahiny? ~ Iza no mitarika ireto mpianatra ireto?
Mitaona: Ikoto no mitarika azy hiloka
Manomboka sady mitantana, manainga, manentana: Mitarika fivavahana, mitari-kira
Mibaiko, mandeha eny anoloana mba hibaiko sy harahin' ny sasany: Mitari-tafika
Mampahazo, mampahita: Mitarika voninahitra ny fahaizana matetika
Mirefarefa: Mitarika ny ziponao fa akaro
Explanations in French  5  [1.3] traîner, tirer, attirer, conduire, diriger
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mitarika

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21